Teny iditra |
haitraitra
(haitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness. [1.2]
|
| Whim, fancy [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile [1.3]
|
| Caprice, bizarrerie [1.8]
|
Ohatra |
1 | Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba.
[2.471]
|
2 | Rahona be haitraitra!
[2.5]
|
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | ~ |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|