Teny iditra |
manompa
(ompa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy
Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To revile, to abuse, to vilify. [1.2]
|
| To use foul language to threaten; to curse [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Maudire, menacer d'un langage grossier [1.8]
|
Ohatra | Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manompa |
Ny lasa : |
nanompa |
Ny hoavy : |
hanompa |
Filaza mandidy : |
manompà |
|
|
Teny iditra |
manompà
(ompa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|