Teny iditra | raviravy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rozaroza, fihantonan-javatra miramborambo; enti-milaza koa ny fanolikolena na fampanantenana zavatra entina hitaomana olona [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny raviravy io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | raviravy, varivary, viravira |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |