Fizahan-teny

Ohabolana : ontsy

Ohabolana 1Karazan' ontsy (akondro ranjalia) aho, ka madini-boa fa maro mpitia. [2.558 #1599]

Ohabolana 2Toy ilay mihinana ontsy, ka am-bava homana, am-po mieritreritra. [2.165 #1159]
Toy ilay nihinana ontsy, ka am-bava homana am-po mieritreritra. [2.558 #4243]
Dikanteny frantsaySemblable à celui qui mange une banane (volée?): la bouche l' avale, mais le cœur a des doutes. [2.165]

Ohabolana 3Zaza nomena ontsy ka dia mitelina. [2.415 #1552, 2.558 #5097, 2.653 #3779]
Dikanteny frantsayEnfant auquel on a donné une banane : il l' avale. [2.415 #1552]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui se pressaient trop, comme l' enfant qui ne prend pas le temps d' enlever la peau de la banane. [2.415 #1552]

Fizahan-teny