Teny iditra mandraka (andraka)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto a [...]
¶ Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka" [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   up to, until (of time) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   jusqu'à [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra  
1Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [Ravelomanana: Lalana, takila 32]
2Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [Ndemahasoa: Antakay, takila 97]
3Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [Andraina: I Vola, takila 7]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   andraka
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mandràka (raka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to grow lean. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18