Teny iditra | onjany > onja | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fivalombalonan' ny rano tsofin' ny rivotra: Atopatopan' ny onja ny lakana Zava-tsarotra setraina: Ny onjan' ny fiainana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A wave. See alon-drano. [1.2] | |||||||||||||||
A wave [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Vague, onde [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | Mitopatopa ny onja vaventy.
[2.471] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Zanakanarana | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | anjo, jano, jona, njoa, onja |
Teny iditra | onjany > onjaka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fikapohana amin' ny langilangy araka izay tratran' ny aina; fikapohana ny fotaka na ny tanimanga mba hadity tsara. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | akanjo, onjaka |