Teny iditra | an' arivo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy hita isa, tsy tambo isaina [1.1] | |
Mpanahaka | alinalina ~ manetrinketrina ~ tsy hita zambazamba ~ tsy omby alinalina ~ zavon-tany | |
Teny iditra | anarivo | |
Singan-teny | arivo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tarehimarika anarivo, ny tarehimarika maneho ny arivo [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Chiffre des mille [1.13] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Fivaditsoratra | an' arivo, aravony, arivano, arivona, avarino, avorina, irovana, Ranaivo, ranovay, Rianavo, variona, voarina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05 |