Teny iditra | vokisa > voky | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko! Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao? Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Filled, satiated, satisfied [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Rassasié, satisfait [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Qui en a assez Comblé de richesses [1.3] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | feno ~ miatiaty ~ afa-po ~ afa-diana ~ boboka | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny voky io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | viko, voky |
Teny iditra | vokisa > vokisana (voky) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona? Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be satisfied with food To be subverted [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on rassasie Qu'on incite à la révolte [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | sinavoka, vokisana |