Fizahan-teny

Ohabolana : miody

Ohabolana 1Ny sitran-tsy miody mba tsara ihany. [2.165 #2090, 2.415 #2816]
Ny sitran-tsy miody mba tsara ihany, fa ny maty tsy vita ala nenina dia avo telo heny ny alahelo. [2.558]
Dikanteny frantsayIl est bon de guérir sans prendre de remèdes. [2.415 #2816]
Il n' est pas mauvais de guérir sans prendre de remèdes. [2.165]

Ohabolana 2Sitran-tsy miody. [2.415 #3299]
Dikanteny frantsayAffaire arrangée facilement, c' est comme maladie guérie sans remède. [2.415 #3299]

Ohabolana 3Voin-tenanao tsy namangy, fa ny aretiko sitran-tsy miody. [2.558 #5010, 2.653 #3721]
Voin-tenanao tsy namangy, fa ny aretiko sitran-tsy niody. [2.415 #4071]
Dikanteny frantsayC'est tant pis pour vous si vous ne m' avez pas visité car ma maladie s' est guérie sans remèdes. [2.415 #4071]
Fanazavana frantsayVous en êtes pour votre impolitesse. [2.415 #4071]

Fizahan-teny