Fizahan-teny

Ohabolana : petaka

Ohabolana 1Tsara tarehy petaka orona ka voatondro iray no tsy naha-izy azy. [1.1]
Fanazavana malagasyZavatra kely matetika dia ampy hanimba zavatra iray izay mety ho tsara amin' ny ankapobeny. [1.1]

Ohabolana 2Tsy mety raha manao petaka an-toko sy manao isika an-korona. [2.165 #2278]

Ohabolana 3Tsy mety raha ny petaka orona indray no hiavona amy ny lesoka. [2.653 #3478]
Tsy mety raha ny petaka orona indray no hiavona amin' ny lesoka. [2.415 #1792]
Tsy mety raha ny petak' orona indray no haneso ny lesoka. [2.558 #4662]
Tsy mety raha ny petak' orona indray no mba hiavona. [2.558 #4663]
Tsy mety raha tsy lesoka, tsy petaka orona, ka atao ratsy fotsiny izao. [2.415 #1793, 2.653 #3476]
Dikanteny frantsayIl ne convient pas que celle qui a le nez aplati fasse la fière à côté de celle qui a la figure déprimée. [2.415 #1792]
Il n' est pas permis, lorsqu' une femme n' a ni la figure déprimée ni le nez aplati, de la traiter purement et simplement de laide. [2.415 #1793]
Fanazavana frantsayIl faut se regarder soi-même avant de critiquer les autres. [2.415 #1792]
Il ne faut pas se montrer trop difficile, il ne faut pas dénigrer les gens. [2.415 #1793]

Ohabolana 4Vehivavy tsara tarehy petaka orona : voantondro iray monja no tsininy. [2.415 #1794, 2.653 #3656]
Vehivavy tsara tarehy petaka orona, voantondro iray no tsininy. [2.415 #1601]
Vehivavy tsara tarehy petaka orona: voatondro iray monja no tsininy. [2.165 #1298]
Vehivavy tsara tarehy petak' orona : ilany kely no tsininy. [2.558 #4917]
Zazavavy soa petaka orona: voantondro iray no tsininy. [2.415 #1601, 2.653 #3785]
Zazavavy tsara voavitsy petak' orona : voatondro iray no tsininy. [2.558 #5099]
Dikanteny frantsayFemme jolie mais qui a le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour qu'elle soit parfaite. [2.415 #1794]
Jeune fille agréable ou femme au joli visage avec le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour quelle soit parfaite. [2.415 #1601]
Une belle femme avec un nez écrasé: elle n' a qu' un tout petit défaut. [2.165]
Fanazavana frantsayBien difficilement tout est parfait ; ce proverbe se disait des choses qui n' avaient qu' un léger défaut. [2.415 #1601]

Fizahan-teny