Fizahan-teny

Ohabolana : remby

Ohabolana 1Papango nahazo sokatra : ny remby ka azo fa ny fihinana anazy tsy hita. [1.147 #P2]

Ohabolana 2Rembin’ akoho, tsy mitondra mody. [1.147 #R46]

Ohabolana 3Remby tsy azo an’ ala, vatam-be tsy nahazo an-tanàna. [1.147 #R45]

Ohabolana 4Tany hatra ody remby. [1.147 #T39]

Ohabolana 5Voronkontsy nihoatr’ ala : levona ny raha tsara ratsy remby. [1.147 #V103]

Fizahan-teny