Teny iditra |
nanangana > ananganana
(angana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
Ohatra |
1 | Telopolo andro raha ela indrindra, aorian' ny fitsipa-hana ny fangataham-pitokisana, no ananganana ny Governemanta vaovao.
[2.114]
|
2 | Nino ary mbola mino ny olona maro fa tsy maintsy ananganana tsangambato ny maty mba hananany "zara tokotany" ka tsy hivezivezeny any rehetra any.
[2.508]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
ananganana,
ananganako,
anangananao,
ananganany,
ananganantsika,
anangananay,
anangananareo,
ananganan',
ananganan-,
ananganam-,
anangana- |
Ny lasa : |
nananganana,
nananganako,
nanangananao,
nananganany,
nananganantsika,
nanangananay,
nanangananareo,
nananganan',
nananganan-,
nananganam-,
nanangana- |
Ny hoavy : |
hananganana,
hananganako,
hanangananao,
hananganany,
hananganantsika,
hanangananay,
hanangananareo,
hananganan',
hananganan-,
hananganam-,
hanangana- |
Filaza mandidy : |
anangano |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
nanangana > ananganana
(tsangana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
ananganana,
ananganako,
anangananao,
ananganany,
ananganantsika,
anangananay,
anangananareo,
ananganan',
ananganan-,
ananganam-,
anangana- |
Ny lasa : |
nananganana,
nananganako,
nanangananao,
nananganany,
nananganantsika,
nanangananay,
nanangananareo,
nananganan',
nananganan-,
nananganam-,
nanangana- |
Ny hoavy : |
hananganana,
hananganako,
hanangananao,
hananganany,
hananganantsika,
hanangananay,
hanangananareo,
hananganan',
hananganan-,
hananganam-,
hanangana- |
Filaza mandidy : |
anangano |
|
|
Teny iditra |
nanangana > manangana
(tsangana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana Mampijoro, manorina: Manangan-trano Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manangana |
Ny lasa : |
nanangana |
Ny hoavy : |
hanangana |
Filaza mandidy : |
manangàna |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
nanangana > manangana
(angana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
nanangana > manangana
(angana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To lift up the head [1.2]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
nanangana > manangana
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
mijanona
[1.78]
|
|
Teny iditra |
nanangana > manangàna
(tsangana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangana
|
|