Teny iditra sahy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sa [...]
¶ Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny h [...]
¶ Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy R [...]
¶ Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato a [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   bold, daring
¶ impudent [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   courageous [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   courageux, audacieux [Hallanger 1974]
Ohatra   Iza no olona sahy hamita-bahoaka! [Andraina: Mitaraina, takila 28]
Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra. [Callet: Tantara]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   sahisahy
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   mavany ~ misehaseha ~ tsy mivandy ~ tsy mivohovoho ~ bibin' olona ~ mosalahy ~ kimosamosa ~ misenasena ~ manao vy very ~ manao anjoria ~ mivarotra aina ~ mitsambiki-mikimpy ~ manaika loza ~ miseha-doza ~ mitsena loza ~ manaboha-maty ~ mankaha-paty ~ misotro ny aleoko maty ~ misotro tsilaky ~ minia maty ho maimbo ~ manehatra ny tandrok' omby maranitra ~ voalavo manaikiby ~ voalavo sasatry ny miaina ~ lolo fotsy mitono tena ~ atody miady amam-bato ~ basy maninana varatra

Teny iditra sahy
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   the Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra sahy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   insulte, injure [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra sahy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   resy [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra sahy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fifiahara fary [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   sy

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/13