Teny iditra | jono | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) [1.1] | |||||||||||||||
Tsipelina hafa | jony | |||||||||||||||
Teny iditra | jono | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Fish-bait [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Appât [1.8] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asa fitrandrahana hazandrano [1.13] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pêche [1.13] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny jono io | |||||||||||||||
Teny iditra | jono | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao [1.78] | |||||||||||||||
[Bara] Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony [1.1] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haibiby: trondro | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | jono, onjo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |