Teny iditra |
mila
(ila)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany Mangataka: Mila hevitra aminao aho Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto Efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning. [1.2]
|
| To need; to ask for [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Avoir besoin de; chercher; demander [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mila |
Ny lasa : |
nila |
Ny hoavy : |
hila |
Filaza mandidy : |
milà |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
milà
(ila)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mila
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|