Ohabolana : ambara

Ohabolana1954 Fanafody tsy ambara havana nama-mosavy . [Samson 1965 #F4]

Ohabolana2351 Heloka am-po tsy ambara : tsy hita hieran-dalana ; hitsim-po tsy aseho tsy hita hiarahabana . [Rinara 1974]
Heloka am-po tsy ambara tsy hita hieren-dalana ; hitsim-po tsy ambara tsy hita hiarahabana . [Veyrières 1913 #4864, Cousins 1871 #1045]
Dikanteny frantsay Un jugement téméraire non manifesté : celui qui en est l' objet ne peut pas l' esquiver ; un jugement favorable non manifesté : celui qui en est l' objet ne sait pas qu' il doit saluer pour se montrer reconnaissant. [Veyrières 1913 #4864]

Ohabolana3224 Loza enti-mody ny marina tsy ambara havana . [Rinara 1974 #1813]
Loza enti-mody ny rariny tsy ambara havana . [Veyrières 1913 #1090, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay La vérité qu' on ne communique pas aux parents, c' est un malheur qu' on rapporte chez soi. [Veyrières 1913 #1090]
Fanazavana frantsay Il faut tout traiter en famille. [Veyrières 1913 #1090]

Ohabolana3256 Mahagaga ny marina , fa ny taim-borontsiloza avy no tsy ambara havana . [Rinara 1974 #1841]

Ohabolana4892 Ny alahelo raki-malala , ka tsy ambara raha tsy amin' olon-tiana . [Rajemisa 1985 #49]
Ny alahelo toy ny raki-malala : ka raha tsy ny olon-tiana tsy amerahana azy. [Houlder 1895 #1016]
Ny alahelo toy ny raki-malala , ka raha tsy ny tiana tsy amborahana azy. [Rinara 1974 #2847]
Ny alahelo toy ny raki-malala : raha tsy ny olon-tiana tsy amerahana . [Cousins 1871 #2137]
Ny alahelo toy ny raki-malala : raha tsy olon-tiana tsy amosahana . [Nicol 1935 #374]
Dikanteny frantsay La douleur est un trésor précieux : on ne la découvre qu’à ceux qu’on aime. [Nicol 1935]
Le chagrin est comme un grand trésor: on ne s' en ouvre qu' à ses intimes. [Houlder 1895]

Ohabolana7013 Teny tanora tsy ambara amin' Andriana . [Rinara 1974 #4121]

Ohabolana7436 Tsy ambara havana izay fanao laro no mahamety azy. [Veyrières 1913 #1338]
Dikanteny frantsay Le nom qui lui convient c' est le surnom de la plante taimborontsiloza dont la cendre est employée pour donner du goût au tabac : on l' appelle celle qui ne se montre pas aux siens. [Veyrières 1913 #1338]
Fanazavana frantsay Se disait des gens aimables en dehors de chez eux, mais détestables dans leur intérieur. [Veyrières 1913 #1338]

Fizahan-teny