Teny iditra | faty | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A corpse, death [1.2] | |||||||||||||||
A corpse [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!) Un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais) Un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé) Signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) [1.3] | |||||||||||||||
Cadavre [1.8] | ||||||||||||||||
Ohatra | hazo va aho ka ho faty mahitsy?
[2.131] | |||||||||||||||
Voambolana | Haiaina ~ Fahasalamana | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny faty io | |||||||||||||||
Teny iditra | faty | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) [1.3] | |||||||||||||||
Teny iditra | faty | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction. Graines tinctoriales » (Samat). Probablement un carissa (Apocynaceae). [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | faty, fita, tafi, tafy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |