Teny iditra | solo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A substitute [1.2, 1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Un remplaçant, un substitut, un représentant Compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose [1.3] | |||||||||||||||
Remplacement, substitut [1.8] | ||||||||||||||||
[1.13] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Zanakanarana | ||||||||||||||||
Mpanahaka | iraka ~ masoivoho ~ andrianjahonoany ~ fara ~ fara aman-dimby ~ taranaka ~ taranjana ~ tamingana ~ kolokolo ~ mpamelo-maso ~ fanovan' ny maty ~ vato namelan-kafatra ~ tarana-boanjo ~ fokom-boanemba ~ kolokolo dimbin' ny vary ~ solofo dimbin' ny ala ~ akalana silaky ny hazo ~ papango sasaky ny vorona ~ vorom-panova hena ~ fandrotrarana an-tanàna haolo ~ akanga sisa nanamborana ~ tapa-porohana sisa tsy may | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny solo io | |||||||||||||||
Teny iditra | solò | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hiran' olon-tokana [1.1] | |||||||||||||||
Ny fihaviany | Frantsay: solo. | |||||||||||||||
Tsipelina hafa | soalao [1.1#891] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | loso, solo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |