Ohabolana : ambolo

Ohabolana340 Ambolo bitaka , ambolo matavy : zava- tsy hay tsy azo ibitabitahana . [Rajemisa 1985 #63, Rinara 1974 #181]
Ambolo bitaka matavy : zava-tsy hay tsy ibitabitahana . [Houlder 1895 #854]
Ambolo bitaka matavy : ny zava-tsy hay, tsy ibitabitahana . [Cousins 1871 #144]
Fanazavana malagasy Tsy tokony hitsabatsabaka amin' ny zavatra tsy hay. [Rajemisa 1985 #63]
Dikanteny frantsay Une sauterelle verte qui saute, une sauterelle verte bien grasse: il ne faut pas sauter de joie pour une chose qu' on ne sait pas. [Houlder 1895 #854]

Ohabolana3891 Maro ny valala , fa ny ambolo no tsara soratra . [Veyrières 1913 #5100]
Dikanteny frantsay Nombreuses sont les sauterelles, mais c' est la sauterelle ambolo qui a de belles couleurs. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Se disait d'une personne aimée. [Veyrières 1913]

Ohabolana4810 Na samy valala aza : ny adrisa any anaty ahitra , ny ambolo eny ambony ravina . [Rinara 1974 #2754]

Ohabolana6174 Raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka , ry ambolo matavy, azoko rahampitso [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Zozoro miantaha rano , ka sangasanga no farany . [Houlder 1895 #1700, Veyrières 1913 #2127]
Zozoro miantaha rano , ka sangasanga no sisa . [Rinara 1974]
Zozoro miantaha rano : sangasanga no farany . [Cousins 1871 #3790]
Dikanteny frantsay Des joncs qui ne profitent pas de l' eau, le panache seul sera utilisable (ou: restera). [Houlder 1895 #1700]
Joncs qui ne profitent pas de l' eau : il n' en restera que le panache. [Veyrières 1913 #2127]

Fizahan-teny