Ohabolana : andambana

Ohabolana4962 Ny an-jabo no miady ka ny an-damba fotsy no malaza . [Rinara 1974 #2888]
Ny an-jabo no miady , ka ny an-damba rotsy no malaza . [Cousins 1871 #2170]

Ohabolana6250 Rano an-tavy mitsipika an-damba , ka mahavoa ny vatana. [Rinara 1974 #243, Cousins 1871 #2756]

Ohabolana7575 Tsy mba an-dambany hoatry ny vomanga , fa an-toriny hoatry ny voanjo . [Veyrières 1913 #3317]
Tsy mba an-dambany ohatra ny vomanga , fa an-toriny ohatra ny voanjo . [Cousins 1871]
Tsy mba an-dambany , ohatra ny vomanga , fa an-toriny , tahaka ny voanjo . [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Ce n' est pas par grandes bandes comme pour les patates, mais par petits sillons comme pour les arachides. [Veyrières 1913 #3317]
Fanazavana frantsay Se disait des affaires traitées avec méthode. [Veyrières 1913 #3317]

Fizahan-teny