Teny iditra karon > haro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara
Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro [1.1]
 Fitambarana taharo roa na maromaro [1.13]
  [Taisaka] Fifangaroana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.] [1.2]
 A mixture [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mélange [1.8]
 Complexe, mélange, composition [1.13]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Mpanahaka  fangaro ~ laro

Teny iditra karon > haro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Corbeille [1.82]

Teny iditra karon > haro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fihadiana [1.78]

Teny iditra karon > haro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] alina [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra karon > harona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act ot putting the hand into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose [1.3]
 Action de fouiller de la main [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Tovonana : -karona, -karoko, -karonao, -karony, -karontsika, -karonay, -karonareo, -karon', -karon-, -karom-, -karo-
Sampanteny 

Teny iditra karon > harona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. [1.2]
 A round basket without handles [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Corbeille ronde sans anse [1.3, 1.8]
 Nom générique des corbeilles [1.3]
 Corbeille [1.8]
Ohatra 
1Ento mody ny angady sy ny harona [2.528]
2Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587]
3ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293]
Haiendriteny 
Tsotra : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Tovonana : -karona, -karoko, -karonao, -karony, -karontsika, -karonay, -karonareo, -karon', -karon-, -karom-, -karo-
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 