Teny iditra | ilany > ila | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Ilany [1.78] | ||||||||||||||||||
Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato Lanimandry, lafy Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [1.1] | |||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)] [1.2] | ||||||||||||||||||
The side, a half [1.7] | |||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Côté, moitié [1.8] | ||||||||||||||||||
Moitié, façade, membre, flanc [1.13] | |||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
| |||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Mpanahaka | tehezana ~ takiba | ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ila io | ||||||||||||||||||
Teny iditra | ilany > ila | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitadiavana, fizahana, fikarohana [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | (root) [1.2] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Teny iditra | ilany > ila | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana [1.78] | ||||||||||||||||||
Fivaditsoratra | aly, ila, lay, lia |
Teny iditra | ilany > ilana | ||||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | (root) [1.2] | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Teny iditra | ilany > ilana (ila) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana |