Teny iditra |
soa
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana? Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Good, beautiful, excellent [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Beau, bon, agréable; avantage, bien [1.3]
|
| Beau, bon, excellent [1.8]
|
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
soa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés.
Plus couramment appelé
voasary.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Citrus aurantifolia |
Voambolana |
|