Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ampoka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Adrisa tsy ampoky ny ahitra angaha aho no hifiaka izay antsoro maina. [2.558]
Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hifiaka ny antsoro maina ? [2.653 #300, 2.415] Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hihinana ny ahi-tsorohitra ? [2.653 #300, 2.415] Ataonao ho valala tsy ampoky ny ahitra va aho ka hifiaka ny antsoro maina? [2.165 #2284] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Me prenez-vous pour une sauterelle non rassasiée d' herbe, et qui va manger l' herbe des alouettes ou mâcher de l'herbe antsoro sèche ? [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Me prenez-vous pour un affamé ? [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Toy ny vary Vary amin-dronono tondrahan-tantely : ampoky ny mamy, ampoky ny soa. [2.558 #4872] Vary amin-dronono tondrahan-tantely ka tian- Vary amin-dronono tondrahan-tantely : tian- Vary | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza zavatra tiana ho amin' izay hahatsara azy indrindra. [1.1]
Enti-milaza zava-tsoa mitontohitra ka tiana sy ankasitrahana fatratra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Du riz au lait qu'on arrose de miel. [1.68]
Pareil à du riz au lait arrosé de miel, on aime qu' il soit aussi profond que possible. [2.165] Riz au lait aspergé de miel : le summum de l’exquis. [2.974] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Souligne la perfection. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||