Teny iditra | diapazona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. diapason] Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon' ny hira tiana hatao [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Ny fihaviany | Frantsay: diapason. | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |