Teny iditra amponga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazana vata miendrika kodiarana misy hoditra voahenjana ny lafiny roa, izay velezina amin' ny hazo kely atao hoe fivety, ka mahatonga feo mikarantsana na midobodoboka. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a drum [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   tambour [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Teny nalaina  
Fifanahafana   ampongabe ~ ampongakely ~ ampongalahy ~ ampongatapaka ~ detra ~ hazolahy ~ langoroany

Teny iditra amponga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] Bibin-tsaonjo [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra amponga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Betsimisaraka] ( amponga veut dire tambour, tam-tam, tous les instruments du genre caisse ; au sens figuré, les choses dont on parle beaucoup, autour desquelles on fait beaucoup de bruit). Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Plante curieuse avec ses urnes dont le couvercle se ferme pour emprisonner les insectes. Elle a toujours suscité l'étonnement des Malgaches. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Nepenthes madagascariensis

2017/12/07