Fizahan-teny

Ohabolana : masiaka

Ohabolana 1Aleo enjehin' ny omby masiaka toy izay enjehin' ny fieritreretana. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny hamafin' ny fanjohian' ny eritreritra raha toa ka nisy ratsy nataon' ny tena. [1.1]

Ohabolana 2Ankadivory masiaka amboa : mandany zara ny tompony. [2.558 #270, 2.653 #239]
Masiaka amboa an-kadivory, ka mandany zara ny tompony. [2.165 #433, 2.415 #5703]
Masiaka amboa an-kadivory : mandany zara ny tompony. [2.653 #1646]
Masiaka amboa hadivory ka mandany zara ny tompony. [2.558 #2151]
Dikanteny frantsayChien méchant dans un enclos : il enlève à ses maîtres, tous les bons partis de mariage, car on a peur d' entrer. [2.415 #5703]
Un chien féroce qui se tient dans le fossé fera du tort à son maître. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des parents méchants qui étaient un obstacle au mariage de leurs filles. [2.415 #5703]
S' il a une fille, par exemple, elle n' aura pas de prétendant, car, à cause du chien, personne n' osera approcher. [2.165]

Ohabolana 3Ibory tsy mba masiaka fa ny haolo rohizana. [2.558 #1392]

Ohabolana 4Jiolahy matin' ny omby masiaka, ka matin' ny loza ny antambo. [2.558 #1567]

Ohabolana 5Mahatsiravina hoatry ny biby masiaka. [2.415 #428]
Dikanteny frantsayCe sont des guerriers aussi redoutables que les bêtes féroces. [2.415 #428]

Ohabolana 6Masiaka be ronono, maditra niampidera tandroka, fa raha tonga ny vilona manaiky ho fatorana. [2.558]

Ohabolana 7Mpamosavy natakalo omby mahery: lasa ny loza, fa tonga ny antambo. [2.165 #52]
Mpamosavy natakalo omby masiaka : lasa ny loza, fa mirotsaka ny antambo. [2.653]
Mpamosavy natakalo omby masiaka : lasa ny loza, fa tonga ny antambo. [2.653]
Dikanteny frantsayUn sorcier échangé contre un bœuf sauvage: à une calamité en succède une autre plus terrible encore. [2.165]
Fanazavana frantsay"Tomber de Charybde en Scylla" . [2.165]

Ohabolana 8Tsy mety raha sady ombilahy no masiaka. [2.165 #385]
Dikanteny frantsayC' est trop d' être un taureau et encore furieux par-dessus le marché. [2.165]

Ohabolana 9Zanak’ aomby masiaka tsy matahotra an-dreniny. [1.147 #Z8]

Fizahan-teny