Teny iditra | sarinety | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. serinette] Zavamaneno fahanana dia mamoaka feo-mozika rehefa mivaha ny fahany [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Ny fihaviany | Frantsay: serinette. | |
Fivaditsoratra | sarinety, tsierany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |