Teny iditra kendrin > hendry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny
Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry
Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona
Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Wise, prudent, intelligent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Intelligent, prudent, sage [1.3, 1.8]
 Raisonnable, qui a du savoir-faire [1.3]
Ohatra 
1Ho sambatra ianareo raha hendry aminy. [2.643]
2Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499]
3Lazao anaka, hoy Idada, fa zaza hendry hianao. [2.332]
Haiendriteny 
Ny hoavy : ho hendry
Filaza mandidy : hendre
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra kendrin > hendry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tily, tsikilo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de guetter, d'épier, de veiller pour surprendre, pour tromper [1.3]

Teny iditra kendrin > -kendry
Sokajin-teny endritenin' ny hoe hendry
Ohatra 
1Akory ity no adala miara-monina amin-kendry! [2.69]
2Mbola satriko hierana Ny olon-kendrim-panjakana [2.285]
3kely ny sasantsasany amin' ireo olon-kendrin' ny firenen-kafa [2.296]
4Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao [2.996]
Haiendriteny 
Tovonana : -kendry, -kendriko, -kendrinao, -kendriny, -kendrintsika, -kendrinay, -kendrinareo, -kendrin', -kendrin-, -kendrim-

Teny iditra kendrin > kendry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de viser [1.3, 1.5]
 Dessein, propos, attention, application [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra kendrin > kendry
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Tovy hevitra ara-paritany aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] aloha [1.78]

Fivaditsoratra 