Teny iditra | makasa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Fivaditsoratra | makasa, masaka, samaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |