Ohabolana : afatotra

Ohabolana49 Afatotra maninton- tady , ampandehanina tsy afaka . [Rinara 1974]
Afatotra manito tady , ampandanin-tsy mahalany . [Veyrières 1913]
Afatotra manito tady , ampandanin-tsy mahomby . [Veyrières 1913]
Ampandehanina tsy mahomby , afatotra maninton-tady . [Rinara 1974 #186]
Dikanteny frantsay Attachés, ils tirent la corde pour aller manger plus loin ; et quand on leur donne à manger, ils ne peuvent pas achever leur ration. [Veyrières 1913 #954]
Fanazavana frantsay Allusion aux veaux et autres animaux ; ce proverbe se disait des enfants qui s'amusent au lieu de faire le travail que les parents leur donnent à faire, et quand les parents les envoient dehors ils ne veulent pas sortir et font le travail qu' on leur avait donné ; il se disait aussi des enfants qui pleuraient pour obtenir quelque chose et n'en voulaient plus lorsqu' ils l' avaient obtenu. [Veyrières 1913 #954]

Ohabolana146 Akohon-dRatsingoloka : izay ahitana afatotra . [Samson 1965 #A22]

Ohabolana356 Ampandanina , tsy mahomby ; afatotra , manito tady. [Cousins 1871 #148]

Ohabolana490 Andrianteloray nafatotr' Andrianampoinimerina amin' ny Avaradrano , ombalahy nafatotra amin' ny ambora . [Veyrières 1913 #5162]
Dikanteny frantsay Les Andrianteloray et les Avaradrano, ce sont taureaux liés avec le bois ambora. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Paroles dites par le roi Andrianampoinimerina pour signifier l' union inséparable des castes nobles appelées Andrianteloray et des habitants de l'Imerina, au nord de l'Ikopa ; passées en proverbe, elles signifient une union inséparable. L' ambora est un bois dur et résistant. [Veyrières 1913]

Ohabolana886 Aza hendry anatiny, tahaka ny samoina , ka raha mivoaka , afatotry ny sasany. [Cousins 1871 #385]
Aza hendry anatiny toa samoina , fa nony mivoaka afatotry ny sasany. [Rinara 1974 #450]
Aza manao handry anatiny toa samoina , ka raha mivoaka afatotry ny sasany. [Houlder 1895]
Hendry anaty toa samoina fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [Rinara 1974 #1308]
Dikanteny frantsay Ne soyez pas sage à l' intérieur comme la chrysalide du ver à soie devenue papillon, et qui, une fois hors du cocon, se fait attraper. [Houlder 1895]

Ohabolana2791 Kaikerim-poza maimay , afatotra manin-te hody. [Rinara 1974 #1590]
Kekerim-poza , maimay ; afatotr' olona , manina te-hody . [Veyrières 1913 #3253]
Kekerim-poza maimay , afatotr' olona manin-te hody. [Cousins 1871 #1238, Houlder 1895, Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Ilazana ny fahavoazan' izay tsy mba afaka hanao izay tiany. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Quand on est mordu par un crabe, il y a de l' inflammation ; quand quelqu' un vous attache, on a un grand désir de s' enfuir. [Veyrières 1913 #3253]
Quant on est pincé par un crabe on a mal; et quand on est prisonnier on voudrait retourner chez soi. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Se disait des choses qu' on est pressé de voir terminer et qui ne le sont pas. [Veyrières 1913 #3253]

Ohabolana2881 Ketsa lava mahafehy tena fohy afatotry ny sasany. [Rinara 1974]
Ketsa lava mamato-tena fohy afatotry ny sasany. [Rinara 1974]
Ny teny toy ny ketsa : lava loatra mamato-tena , fohy loatra afatotry ny sasany. [Rinara 1974 #3289]

Ohabolana4629 Mpialin-drafia nahazo mpangalatra : vonona raha hamatorana . [Samson 1965 #M141]
Mpialin-drafia nahazo mpangalatra : voñona hafatotra hamatorana . [Houlder 1895]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra , ka vonona ny tady hamatorana . [Rinara 1974 #2637]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra : vonona ny kofehy hamatorana . [Veyrières 1913 #4307, Cousins 1871 #1998]
Fanazavana malagasy Mpaka rofia nahazo mpangalatra: vonona ny kofehy hamatorana. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Quand un marchand de raphia arrête un voleur, il a le lien tout prêt pour le garrotter. [Veyrières 1913 #4307]

Ohabolana5186 Ny hevitra dia toy ny ketsa, raha lava loatra maningo-tena ; ary raha fohy loatra, afatotry ny sasany. [Houlder 1895 #1598]
Dikanteny frantsay Les idées sont comme les jeunes plants de riz: s' ils sont trop longs, ils s' enchevêtrent; et s' ils sont trop courts, il en faut d' autres pour les attacher. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Il faut éviter les extrêmes. [Houlder 1895]

Ohabolana5239 Ny lainga anie, ka tahaky ny salaka , ka ny tompony ihany no afatony . [Veyrières 1913 #4937]
Dikanteny frantsay Le mensonge, c' est comme le salaka, c' est son maître qu' il lie. [Veyrières 1913 #4937]
Fanazavana frantsay Il nuit à celui qui l' a dit. [Veyrières 1913 #4937]

Fizahan-teny