Teny iditra etỳ
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto,izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto)
¶ Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy here fairly close (in sight) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ici assez près, visible [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
etỳ
tetỳ
metia
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra ety
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay
¶ Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha
¶ Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy narrow, close [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay étroit, serré [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/04/01