Teny iditra | nidina > midina (idina) | ||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa Mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony [1.1] | ||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To pour out, to go down, to descend, to flow out [1.2] | ||||||||||||||
To come down [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Descendre [1.3, 1.8, 1.13] | ||||||||||||||
Baisser [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Couler comme le liquide [1.3] | |||||||||||||||
Couler [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny midina io | ||||||||||||||
Teny iditra | nidina > midìna (idina) | ||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midina | ||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||||||||
Fivaditsoratra | andimy, dimany, dimina, madiñy, manidy, midina, minday |
Teny iditra | nidina > idinana (idina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny idinana io | ||||||||
Fivaditsoratra | adinina, andiany, anidina, idinana, indiana |