Teny iditra |
marovany
|
Singan-teny | maro ; vany |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan' ny ankamaroan' ny faritany sasany azy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom donné aux valiha, à cause des supports qui soutiennent les cordes [1.3]
|
| Instruments de musique faits avec un gros bambou, vany : entre-noeud)
[1.196]
|
Ohatra | Indraindray no mba ampiarahina amin'ny zava-maneno : mandoliny na kabósy (gitara madinika), marovany na angorodao iangalian'ny mpanan-talenta antsoina hoe sairy ny beko masikoro.
[2.606]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
marovany
|
Singan-teny | maro ; vany |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (déformation de marovahy, un Mimulopsis (Acanthaceae) d'après Grandidier, fichier manuscrit.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Mimulopsis sp. |
Voambolana |
|