Teny iditra |
midina
(idina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa Mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To pour out, to go down, to descend, to flow out [1.2]
|
| To come down [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Descendre [1.3, 1.8, 1.13]
|
| Baisser [1.3, 1.8]
|
| Couler comme le liquide [1.3]
|
| Couler [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga)
[1.3]
|
2 | Nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne)
[1.3]
|
3 | Midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau)
[1.3]
|
4 | Midina ny barometratra (Le baromètre descend)
[1.3]
|
5 | Midina ny ranomasina (La mer baisse)
[1.3]
|
6 | Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ...
[2.470]
|
7 | Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
midina |
Ny lasa : |
nidina |
Ny hoavy : |
hidina |
Filaza mandidy : |
midìna |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
midìna
(idina)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midina
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|