Teny iditra | tsodina > sodina | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana Maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A flute [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Flûte [1.8] | |||
Ohatra | Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany.
[2.470] | |||
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |||
Kamban-teny |
| |||
Renianarana | ||||
Anarana iray reny | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sodina io | |||
Lahatsoratra | Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) | |||
Teny iditra | tsodina > sodina | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina, Tanala] Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [1.196] | |||
Voambolana | Haizavamaniry | |||
Fivaditsoratra | andosy, diñaso, disaño, ondasy, sady ... no, saondy, sodina |