Ohabolana : aseho

Ohabolana11 Adala misikidy an-tranon- -drafy , ka ny hafenina no nasehony . [Veyrières 1913 #2053]
Toy ilay adala nisikidy an-tranon- -drafy , ka ny afenina no aseho aloha. [Rinara 1974]
Toy ny adala misikidy an-tranon- -drafy : ny kilema miafina ka asehoseho . [Veyrières 1913 #2118, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay C' est comme l' imbécile qui consulte les sikidy sur l' avenir, dans la maison de son rival : il dévoile les défauts cachés. [Veyrières 1913 #2118]
Imbécile qui va faire la divination par les sikidy dans la maison de son rival, et ce qu' il faudrait cacher, il le montre. [Veyrières 1913 #2053]
Fanazavana frantsay Se disait de ceux qui parlaient trop ouvertement de leurs affaires. [Veyrières 1913 #2118]
Se disait des gens de peu de portée qui révélaient toutes leurs affaires. [Veyrières 1913 #2053]

Ohabolana1995 Fandrik' akanga mahavoa manditra, ka ny vandana tsy izy no aseho . [Veyrières 1913]
Fandrik' akanga mahavoa manditra, ka ny vandana tsy izy no voa . [Veyrières 1913]
Fandrik' akanga nahavoa manditra: ny vandan-tsy izy no voa. [Houlder 1895 #957, Cousins 1871 #920]
Fandrik’ akanga nahavoa mandotra, vandan-tsy izy. [Samson 1965 #F10, Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Fandrik' akanga nahavoa mandotra: samy vandana ihany fa tsy izy. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Le piège à pintades qui attrapa un serpent: c' est l' animal tacheté qui n' était pas le bon qui a été pris. [Houlder 1895]
Piège à pintade qui prend un gros serpent, et on montre la fausse couleur. [Veyrières 1913 #4918]
Fanazavana frantsay Dire que l' on a pris un serpent et le montrer, et garder pour soi la pintade. Se disait des trompeurs qui montre le faux et cache le vrai. [Veyrières 1913 #4918]

Ohabolana2183 Fotsy maso an-danonana , tsy vatra ny hiondrika , ka aseho vahoaka sao tsy mahita ny hitan' ny olona . [Rinara 1974]

Ohabolana2351 Heloka am-po tsy ambara : tsy hita hieran-dalana ; hitsim-po tsy aseho tsy hita hiarahabana . [Rinara 1974]
Heloka am-po tsy ambara tsy hita hieren-dalana ; hitsim-po tsy ambara tsy hita hiarahabana . [Veyrières 1913 #4864, Cousins 1871 #1045]
Dikanteny frantsay Un jugement téméraire non manifesté : celui qui en est l' objet ne peut pas l' esquiver ; un jugement favorable non manifesté : celui qui en est l' objet ne sait pas qu' il doit saluer pour se montrer reconnaissant. [Veyrières 1913 #4864]

Ohabolana5861 Omby maty anaka : raha tsy aseho ny lohany , tsy mamoy ny reniny. [Rinara 1974 #220]
Omby maty anaka : raha tsy aseho ny lohany , tsy mety mamoy ny reniny. [Cousins 1871 #2551, Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay Vache dont le veau meurt : si on ne lui montre pas la tête du veau, la mère ne l' abandonne pas comme mort. [Veyrières 1913 #6378]
Fanazavana frantsay Se disait des gens qui sont tenaces dans leurs espérances malgré tout ce qu' on leur dit. [Veyrières 1913 #6378]

Ohabolana7836 Tsy ny dia manendrika no atao , fa izay hazakazaka an-tsena foana no aseho . [Cousins 1871 #3559]
Tsy ny dia manendrika no atao , fa izay hazakazaka an-tsena no hatranga . [Rinara 1974 #310]

Fizahan-teny