Teny iditra fam > fana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra nohafanaina fanindroany indray: Fanam-bary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Heat. [Mal. panas; Friendly Is. mafana; others, bafanet, mofanas.] [1.2]
 Heat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La chaleur, le chaud, action de chauffer, de réchauffer [1.3]
 Chaleur [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra fam > fana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de se tenir au chaud [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra fam > fana~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny fana~]
Fanazavàna teny anglisy The commencement of modal and relative nouns from verbs in mana- in which no change is made in the initial consonant of the root, as fanamarina, and fanamarinana [manamarina, from marina, adj., root arina.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en mana- [1.3]

Teny iditra fam > fa~na
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny fa~na]

Teny iditra fam > fa-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fatra
Kamban-teny 

Teny iditra fam > fa~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny fa~]

Teny iditra fam > fa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra amin' ny nefa, saingy: Kely vatana izy, fa matanjaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy But [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mais [1.8]
Kamban-teny 
Mpanahaka  kanjo ~ nefa ~ saingy

Teny iditra fam > fa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra amin' ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy For, therefore, because, that. Tandremo, fa masiaka ny omby: take care, for the ox is fierce. Be, fa mangidy: much but bitter. Milaza fa handeha izy: he says that he will go. [1.2]
 For, therefore, because [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Car. Tsy nianatra izy fa narary: il n'a pas étudié car il était malade [1.12]
 Car, parce que [1.8]

Teny iditra fam > fa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava-Mayotte] Déjà [1.405]

Teny iditra fam > fa
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] efa [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A contraction of efa [1.2]

Teny iditra fam > fa
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  do ~ re ~ mi ~ sol ~ la ~ si
Sary 

Teny iditra fam > fan~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny fan~]
Fanazavàna teny anglisy The commencement of modal and relative nouns from verbs in man- before vowels, or where the initial consonant of the root has been rejected, or strengthened, as fanaiky, and fanekena, from aiky, or eky; fandeha, and fandehanana, from leha; fanoratra, and fanoratana, from soratra, etc. [Comp. Swa. fanya, to make to do.]
The commencement of many modal nouns from verbs in man- where there has been an elision or strengthening of the initial consonant of the root, as: famono, from vono; famaky, from vaky; famafa, from fafa; fambata, from bata; it is also seen in the relative nouns from the same, as famonjena, from vonjy, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en man-.
Préfixe formant les substantifs verbaux ou relatifs de verbes en mam-: fambata, fambatama de bata; famototra, famotorana de fototra [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : fam~, fan~

Teny iditra fam > fan
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  fikopaka; sahafa; milina mampiditra na mampifofofofo rivotra [1.17]

Teny iditra fam > fan
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  mikopaka; mampifofofofo; manaitra, mampafana fo [1.17]

Teny iditra fam > fan
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Olona mafana fo manohana na mankasitraka [1.17]

Fivaditsoratra